Madagascar - Organisation Mondiale de la Santé
Madagascar et la Suisse : Des Liens Forts et Une Coopération Dynamique
Antananarivo, le 19 juillet 2024. Le Ministre des Affaires étrangères par intérim, le Général Lala Monja Delphin Sahivelo, a représenté le Président de la République Andry Rajoelina, le gouvernement ainsi que le peuple malagasy à la célébration de la fête nationale suisse, avec quelques jours d’avance. La journée du 1er août, jour de la fête nationale, ne se limite pas à une simple célébration, mais marque également la commémoration de la signature du Pacte fédéral de 1921, qui a établi l'unité des communautés suisses des vallées d'Uri, de Schwyz et de Nidwal. Le Ministre a ainsi profité de cette occasion pour adresser ses vœux à l’endroit de Son Excellence Madame Viola Amherd, Présidente de la Confédération Suisse, au gouvernement ainsi qu’au peuple suisse.
Les deux nations partagent des valeurs communes, notamment la paix et la promotion des droits de l'homme. Le Ministre a souligné l'importance de la tradition de neutralité et de démocratie de la Suisse, qui en fait un modèle de réussite dans le développement durable. Il a également rappelé l'engagement de la Suisse envers des idéaux d'humanisme et de solidarité, illustré par la création du Comité international de la Croix-Rouge.
Les relations entre Madagascar et la Suisse, établies dès 1961, se sont renforcées au fil des décennies, reposant sur un respect mutuel et une communauté de valeurs. Madagascar se réjouit des fruits de cette coopération, notamment dans les domaines de la santé, de l'éducation et de l'environnement. Le Ministre a exprimé son souhait de développer davantage le dialogue avec la Suisse afin de promouvoir des initiatives de coopération diversifiées, contribuant ainsi à un avenir meilleur pour les deux peuples.
********************
Fankalazana ny fetim-pirenena soisa
Antananarivo, faha 19 jolay 2024. Nisolo tena ny filohan’ny Repôblika Andry Rajoelina, ny governemanta ary ny vahoaka Malagasy, ny Minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, ny Jeneraly Lala Monja Delphin Sahivelo, tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena Soisa. Ny 1 aogositra no datin’izany fetim-pirenena izany raha ny tokony ho izy, izay tsy voafetra ho amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena soisa ihany fa manamarika ihany koa ny fahatsiarovana ny fanaovan-tsonia ny Fifanarahana Federaly tamin'ny taona 1921, izay nananganana ny firaisan'ny vondrom-piarahamonina Soisa ao Uri, Schwyz ary Nidwal. Naneho firarian-tsoa manokana ho an-dRamatoa Viola Amherd, filohan’ny kaonfederasiona Soisa, ho an’ny governemanta sy ny vahoaka Soisa, tamin’izany ny Minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana.
Madagasikara sy Soisa dia manana soatoavina hitovizana, isan'izany fanomezana lanja ny fandriampahalemana sy ny fanajana ny zon'olombelona. Nohamafisin’Andriamatoa Minisitra ny maha zava-dehibe ny politika Soisa izay miompana amin’ny tsy fiandaniana sy ny fanajana ny demokrasia, izay mahatonga ny firenena soisa ho modely amin’ny fahombiazana amin’ny fampandrosoana maharitra. Notsiahiviny ihany koa ny fanomezan-danjan’ny firenena soisa ny maha-olona sy ny firaisankina, izay nasehony tamin’ny fananganana ny Komity Iraisam-pirenen’ny Vokovoko Mena.
Ny fifandraisana teo amin’i Madagasikara sy Soisa, izay niorina tamin’ny taona 1961, dia mifototra amin’ny fifanajana tanteraka. Naneho ny fankasitrahany ny firenena malagasy tamin’ny vokatry ny fiaraha-miasa, indrindra eo amin’ny lafiny fahasalamana, fanabeazana ary ny tontolo iainana. Naneho ny faniriany ihany koa ny Minisitra ny hampivelatra bebe kokoa ny fifanakalozan-kevitra amin'i Soisa ho amin’ny fampiroboroboana ny fiaraha-miasa marolafy hanomanana hoavy tsara kokoa ho an'ny firenena roa tonta.
Présentation des copies figurées des Lettres de Créance du nouvel Ambassadeur de la République Fédérale d'Allemagne