Madagascar - Angola : Un Engagement pour l’Industrialisation Durable et la Coopération Économique

Dans le cadre de la visite officielle de la délégation malagasy, conduite par Son Excellence Monsieur Andry Rajoelina, Président de la République de Madagascar, la Ministre des Affaires Étrangères Malagasy, Madame Rafaravavitafika Rasata, a rencontré le Ministre du Commerce Angolais. Au cours de cette rencontre, les discussions ont porté sur des thèmes cruciaux tels que la transformation agricole, les industries manufacturières, et le développement des infrastructures énergétiques. Les deux parties ont convenu de l’importance de créer des pôles industriels dans les zones productrices pour garantir un accès efficace à l’eau et faciliter la distribution des produits vers les zones de consommation finale.

Les ministres ont également abordé des sujets essentiels pour l’industrialisation durable, incluant l’industrialisation des ressources minières, notamment les diamants, et la transformation du gaz naturel pour la production d’engrais. La nécessité de développer des usines sidérurgiques pour assurer l'indépendance et l'autonomie industrielle a été soulignée. La coopération entre les deux pays pourrait être renforcée par des investissements japonais dans la production textile locale, réduisant ainsi la dépendance aux importations de coton. L’éducation et la formation professionnelle ont également été identifiées comme des priorités, avec un accent particulier sur la production locale de machines agricoles et d'équipements lourds.
 
Ainsi,  Madame Rasata a invité le Ministre angolais et les opérateurs économiques intéressés à visiter Madagascar pour établir des partenariats commerciaux. Les discussions ont également porté sur la promotion des investissements à travers l'AIPEX et l'EDBM, ainsi que sur l'exploration des accords possibles entre les deux ministères. La participation des opérateurs malagasy aux foires commerciales en Angola a été encouragée pour renforcer les liens économiques bilatéraux et favoriser un échange de compétences et de ressources.
 
Madagasikara - Angola: Firosoana amin’ny fampandrosoana maharitra sy ny fiaraha-miasa ara-toekarena
 
Nandritra ny fitsidihan’ny delegasiona malagasy notarihan’ny Filohan’ny Repôblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry Rajoelina, tany Angola,  ny Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, dia nihaona tamin’ny Minisitry ny Varotra ao Angola. Niompana tamin’ny lohahevitra lehibe toy ny fanodinana ny fambolena, ny indostrian’ny famokarana ary ny fampivoarana ny fotodrafitrasa momba ny angovo ny adihevitra ny fihaonan’izy ireo. Ny roa tonta dia samy mahatsapa ny maha-zava-dehibe ny fananganana toeram-pamokarana indostrialy hanatsarana ny fomba hanamorana ny fahazoana rano madio, sy hanamora ny fanamariahana sy fizarana  ny vokatra. 
 
Nanararaotra io fihaonana io ihany koa ny minisitra roa tonga ny niresaka momba ireo lohahevi-dehibe mahakasika ny indostria maharitra. Anisan’izany ny indostrian’ny harena an-kibon’ny tany, indrindra ny diamondra, ary ny fanodinana ny entona voajanahary ho amin’ny famokarana zezika. Noresahin’izy ireo ihany koa ny filàna hampivoatra ireo orinasa manodina vy hiantohana ny fahaleovantena indostrialy. Ny mpampiasa vola Japoney ihany koa dia afaka manohana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Angola eo amin'ny sehatry ny famokarana lamba eo an-toerana, ka hampihena ny fiankinan-doha amin'ny fanafarana landihazo. Heverina ho laharam-pahamehana hatrany ny fampianarana sy ny fanofanana arak’asa, ary hamafisina amin’ny famokarana milina fanodinam-bokatra eo an-toerana. 
 
Ho famaranana ny dinika nifanaovan’ny minisitra roa tonta, dia nanasa ny minisitry ny varotra  sy ireo mpandraharaha ara-toekarena liana hitsidika an’i Madagasikara Ramatoa Rasata Rafaravavitafika hahafahana manangana fiaraha-miasa ara-barotra. Niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola amin’ny alalan’ny AIPEX sy ny EDBM ihany koa ny dinika, ary koa ny fijerena ny mety hisian’ny fifanarahana eo amin’ny minisitera roa tonta. Ny fandraisan'anjaran'ireo mpandraharaha malagasy amin'ny tsenam-barotra any Angola dia hamporisihana tanteraka ho fanamafisana ny fifandraisa ara-toekarena sy hampiroboroboana ny fifanakalozana fahaiza-manao.
 
Madagascar - Angola

Accords Cadres et Diplomatiques

Lors de la visite officielle du Président de la République de Madagascar, SEM Andry Rajoelina, en République d'Angola, du 31 juillet au 1er août, plusieurs accords ont été signés entre les gouvernements angolais et malagasy pour renforcer la coopération bilatérale. Le premier ensemble d'accords a été conclu avec le Ministère des Relations Extérieures, incluant un Accord-Cadre général de coopération, un accord pour la création d'une Commission Bilatérale, et un accord sur l'exemption de visa pour les titulaires de passeports diplomatiques et de service. Ces Accords, signés par M. Téte António, Ministre des Relations Extérieures de l'Angola, et Mme Rafaravavitafika Rasata, Ministre des Affaires étrangères de Madagascar, visent à simplifier les échanges et à instaurer des consultations politiques régulières entre les deux pays.
 
Partenariats Stratégiques dans les Secteurs Minier et Énergétique
 
Le deuxième ensemble d'accords, signé avec le Ministère angolais des Ressources Minérales, du Pétrole et du Gaz, comprenait deux mémorandums d'entente axés sur le développement des secteurs minier et pétrolier. Ces accords, visant à promouvoir la coopération dans l'exploitation des ressources naturelles, ont été signés par M. Diamantino Pedro Azevedo, Ministre des Ressources Minérales, du Pétrole et du Gaz de l'Angola, et M. Herindrany Olivier Rakotomalala, Ministre des Mines de Madagascar. 
 
Un autre accord, signé entre le Ministère de l'Énergie et de l'Eau de l'Angola et le Ministère de l'Énergie et des Hydrocarbures de Madagascar, se concentre sur le développement des infrastructures et des technologies énergétiques pour améliorer l'efficacité et la durabilité des systèmes énergétiques des deux pays. 
 
Ces accords marquent une étape importante dans le renforcement des relations bilatérales entre Madagascar et l'Angola, ouvrant la voie à une coopération accrue dans les domaines politique, économique et social.
 
*******
 
Madagasikara - Angola: Famanafisam-piaraha-miasa ho amin’ny fampandrosoana.
 
Nandritra ny fitsidihana ofisialy nataon’ny Filoha Andry Rajoelina tany amin’ny Repoblikan’i Angola, ny 31 jolay ka hatramin’ny 1 aogositra, dia nisy fifanarahana lehibe maro nosoniavina hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Anisan'ny fifanarahana lehibe ny fifanarahana momba ny fiaraha-miasa ankapoben'ny fiaraha-miasa sy ny fifanarahana momba ny fanafoanana ny visa ho an'ireo tompon'ny pasipaoro diplaomatika sy serivisy. Ireo fifanarahana izay nosoniavin’Andriamatoa Téte António, Minisitry ny Raharaham-bahinin’i Angola, sy Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, dia mikendry ny hanamora ny fifandraisana sy ny fifanakalozana eo amin’ny firenena roa tonta.
 
Ny fifanarahana hafa misongadina dia mahakasika ny fampandrosoana ny sehatry ny harena ankibon'ny tany sy ny solika, ary koa ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny angovo. Ireo fifanarahana ireo dia nosoniavin’ny solontenan’ny Minisiteran’ny firenena roa tonta, Andriamatoa Diamantino Pedro Azevedo avy amin’i Angola sy Herindrany Olivier Rakotomalala ary Olivier Jean-Baptiste avy amin’ny governemanta malagasy. Tanjon’izy ireo ny hampiroborobo ny fitrandrahana ny harena voajanahary sy ny fanatsarana ny fotodrafitrasa miodidina ny angovo, izay manamarika dingana lehibe amin’ny fanamafisana ny fifandraisana ara-toekarena sy sosialy eo amin’i Madagasikara sy Angola.
Célébration de la Fête du Trône du Roi de Maroc
Antananarivo, le 30 juillet 2024. À l'occasion de la célébration des 25 ans d'intronisation de Sa Majesté le Roi Mohammed VI, le Ministre de la Décentralisation et de l'Aménagement du Territoire, également Ministre des Affaires étrangères par intérim, Naina Andriatsitohaina, a exprimé la solidarité et la reconnaissance de Madagascar envers le Maroc. Cette célébration est non seulement une fête nationale pour le Maroc, mais aussi une occasion pour le peuple marocain de rendre hommage à son histoire millénaire et à ses valeurs culturelles.
 
Le Ministre Naina Andriatsitohaina, au nom du Président Andry Rajoelina et du gouvernement malagasy, a adressé ses félicitations à Sa Majesté le Roi Mohammed VI pour son leadership visionnaire et son engagement envers le développement durable du Maroc. Il a également mis en lumière les liens historiques et fraternels entre Madagascar et le Maroc, soulignant trois décennies de relations diplomatiques qui ont favorisé des collaborations fructueuses dans divers domaines, tels que le renforcement des capacités, l'économie, le commerce et la santé.
 
En vue du trentième anniversaire de l'établissement des relations diplomatiques entre les deux pays, le Ministre a salué les récentes initiatives conjointes, y compris la décision d'ouvrir une représentation diplomatique malagasy à Rabat. Cette action symbolise la volonté de Madagascar de renforcer ses liens avec le Maroc, un partenaire stratégique dans les domaines du développement humain, de l'industrialisation et de la bonne gouvernance.
 
Fankalazana ny andron'ny Fiandrianan'ny Mpanjakan'i Maroc
 
Antananarivo, 30 jolay 2024. Tonga nanotrona ny fankalazana ny faha-25 taona nitondran’ny Mpanjaka Mohammed VI, ny Minisitry ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, ary koa Minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo-toerana, Andriamatoa Naina Andriatsitohaina, mariky ny fanamafisana ny firaisan-kina eo amin’i Madagasikara sy Maroc.
 
Ny Minisitra Naina Andriatsitohaina, izay nisolo tena ny filohan’ny Repôblika Andry Rajoelina sy ny governemanta malagasy, no naneho ny fiarahabana ho an’ny Mpanjaka Mohammed VI noho ny fanoloran-tenany amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena marokana. Nasongadiny nandritra ny lahateniny ihany koa ny fifandraisana ara-tantara sy ara-pirahalahiana misy eo amin’i Madagasikara sy Maroc, izay niteraka fiaraha-miasa nahavokatra teo amin’ny sehatra marolafy, toy ny fampivoarana ny fahaiza-manao, ny toekarena, ny varotra ary ny fahasalamana.
 
Manoloana ny faha-30 taona niorenan’ny fifandraisana ara-diplomatika teo amin’ny firenena roa tonta, dia naneho fisaorana manokana ny Minisitra tamin’ny fanapahan-kevitra ny hanokafana masoivoho malagasy any Rabat.  Ny fanjakana malagasy dia vonona hatrany ny hanamafy ny fifandraisany amin’i Maroc, izay mpiara-miombon’antoka stratejika eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana ny maha-olombelona, ​​ny fampiroboroboina ny indostria ary ny fanjakana tsara tantana.

Sous-catégories