8 marsta 2023 : Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy

Nandray anjara feno tamin'ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy natao tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina anio ireo andriambavilanitra avy eto amin'ny Ministeran'ny Raharaham-bahiny.
 
Tsaroana manokana izy ireo amin'ity andro anio ity.