Lahateny Fananganan-tsaina 23 06 22 - Richard Randriamandrato MAE

Lahatenin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Randriamandrato Richard nandritry ny fananganan-tsaina niarahana tamin’ny Kômitim-pirenena manomana ny fetin’ny 26 Jiona (CTNO) sy ny Zandarimariam-pirenena ary ny Polisim-pirenena teto amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny ny 23 jona 2022 : https://www.youtube.com/watch?v=YfMF3imwzSk&t=1s