MAE
MINISTERE DES AFFAIRES ETRANGERES

Satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny Mpanjaka Ranavalona III

"Miverina ankehitriny ny hasin’ny vako-pirenena, ny satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny Mpanjaka Ranavalona III. Tsy hay àry ny tsy haneho ny fiarahabana ankehitriny satria, isika Malagasy rehetra no misalotra ny haja sy ny voninahitra entin’izao famarenan-kasina ny vakoka malagasy izao." Santionany kabary nataon’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, TEHINDRAZANARIVELO Djacoba A.S Oliva, ny alakamisy faha 05 novambra 2020 teny Andohalo tamin’ny fandraisana ny satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan'ny mpanjakavavy Ranavalona faha III.

« L’acte qui permet, aujourd’hui, le retour de la couronne du dais royal dans notre pays est le fruit d’un dialogue constructif entre Madagascar et la France. Il renforce notre cheminement commun vers une relation apaisée et marque une nouvelle facette de la coopération entre nos deux pays ».

Veuillez trouverez ci-dessous le discours intégral du Ministre des Affaires étrangères lors de la remise de la couronne du dais de Reine Ranavalona III, le 05 novembre 2020.

data/medias/2020_11_05_Ceremonie_de_remise_d.pdf

 

 





B.P 836, Rue Andriamifidy,
Anosy 101 Antananarivo - Madagascar
Mail: info-web@diplomatie.gov.mg

© Copyright 2015 - MINISTÈRE DES AFFAIRES ETRANGÈRES