HANAMPY AN’I MADAGASIKARA AMIN’NY SEHATRY NY ARO VOINA NY REPOBLIKA FRANTSAY
Fiaraha-miasa maharitra no misy eo amin’ny Madagasikara sy Frantsa eo amin’ny lafiny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza, ary nohamafisina androany alakamisy faha 04 aprily 2024, tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny roa tonta izany. Teny amin’ny biraon’ny BNGRC...